Mila fanampiana?
Raha misy olana amin'ny installation, compte, paiement, pass na export RHAY Studio dia afaka mifandray aminay mivantana ianao.
Fiarovana : Tsy hangataka ny mot de passe-nao mihitsy ny support APP MADA. Aza mandefa code secret Mobile Money.
Fanontaniana mahazatra
Tsy tafapetraka ny APK
Hamarino fa Android ny téléphone, vita tanteraka ny téléchargement, ary nomena alalana ny installation avy amin'ny navigateur. Ampiasao hatrany ny APK avy amin'ny site APP MADA.
Mbola en attente ny paiement
Mila vérification administrateur ny transaction alohan'ny activation. Hamarino ny montant sy ny référence, ary aza mandefa demande mitovy imbetsaka.
Tsy manomboka ny export
Hamarino fa mbola actif ny pass ary misy connexion internet rehefa manomboka ny autorisation. Ny projet audio sy ny fichier exporté dia mijanona ao amin'ny appareil-nao.
Hadino ny mot de passe
Mifandraisa amin'ny support amin'ny WhatsApp ary omeo ny numéro du compte. Aza mandefa mot de passe na code secret.